|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mafampana |
| Fototeny | 2 fana |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Somary mafana kely: Mbola misy tazo kely ihany izy fa mbola mafampana
[1.1] |
| Ohatra |
5 Maniry any ny tany maro izy, indrindra amin' izay mafana na mafampana.
[1.357#]
|
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 7 fampamana, mafampana, 8 mampafana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|