|
|
|
|

Teny iditra1  mafilotra
Fototeny  2 filotra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Matsiro fatratra (enti-milaza sakafo mendimendy tsara):
5 Nafilotra ny laoka androany fa nataon' i neny ketsaketsa ary nasiany tongolo sy voatabiha [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17