|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mafimafy
Fototeny  2 mafy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra  4  mafimafy izy izany, hoy Izanany; [2.332]
5  Manao mafimafy loha io Ramitraho io! [2.528]
6  Tamin' izay no mba nisy ady mafimafy. [2.508]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)8  mafimafy
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10 (duplicatif de mafy : dur, donc qui est relativement dur, sous-entendu pour un bois blanc). Nom donné à plusieurs dombeya (Malvaceae), notamment :
11 Dombeya mafimafy Arènes (Malvaceae) (Service Forestier 3342). [Tsimihety]
12 Dombeya subviscosa Hochr. (Malvaceae) (Service Forestier 15081). [Sakalava]
13 Ils fournissent, outre leur bois, des fibres réputées pour leur solidité. [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  17 fafimamy, mafimafy, 18 mifamafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09