|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mahafaly
Fototeny  2faly
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahatonga ho faly, tsara: Vaovao mahafaly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to make happy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 réjouir [1.8]
Ohatra  7 mahafaly ny fonareo. [2.314]
8 Samy mirana raha nisy teny mahafaly. [2.649]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)13 mahafaly
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny frantsay  15 (du préfixe maha : qui peut, et faly, ici mis pour fady : interdit, tabou, donc « qui peut frapper d'interdit, rendre tabou »). Secamone uniflora Decne (Apocynaceae). Liane assez commune autour de la baie de St Augustin, sur les dunes. Les Mahafaly en font un symbole de leur ethnie. [Mahafaly] [1.196]
Voambolana  16 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)17 Mahafaly
Sokajin-teny  18 anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  19 Anaram-poko kely monina amin' ny tany be sokay sy fasika, anelanelan' ny ony Onilahy sy Menarandra, amin' ny faritra atsimo andrefan' ny Nosy, fantatra indrindra amin' ireo fasany voaravaky ny aloalo, tanàn-dehibe: Betioky, Ampanihy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 nom d'une population du sud de Madagascar (ville principale: Ampanihy) [1.5]
Ohatra  21 Nanafika an' i Fiherenana ny mahafaly. [2.508]
Voambolana  22 Tantara: firenena
Tsanganana sy sary iray takila  23 Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra  24 Mahafaly, mahafaly, 25 mahalafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03