|
|
|
|

Teny iditra1  mahafinaritra
Fototeny  2 finaritra
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahafaly, maharavo: Saha mahafinaritra ~ Olona mahafinaritra Rakoto
5 Tsara, soa, kanto: Lahateny mahafinaritra no nandraisana ny filohan' ny Nosy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to please, to render happy, to gratify, to delight [1.2]
7 to please
8 to be enjoyable; fine, beautiful [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qui fait plaisir; beau, superbe [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
Voambolana  13  Ontam-po
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17