|
|
|
|

Teny iditra1  mahafolaka
Fototeny  2 folaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4 qui brise, qui rompt, qui peut dompter [1.3]
Ohatra  5  Tsy izy koa ny mandray an-tendrony: mahafolaka io. [2.245]
6  Olo-mahery izany ry zareo ireto manana herim-batana sy herim-po, ka tsy mahagaga raha mahafolaka baria! [2.643]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02