|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahakelikely fitia |
| Singan-teny | 2 mahakelikely, 3 fitia |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mahatonga ny fitiavana hihena, toy ny tsy fanotrahana firy izany raha ampisehoan' olona fitiavana
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|