| Entry (Teny iditra) |
 |
mahaleo
(leo)
|
| Part of speech (Sokajin-teny) | |
active verb (matoantenin' ny mpanao)
|
| Malagasy definition (Famaritana malagasy) | |
Manan-kery hahatohitra, afakahandresy:
[...] ¶ Mahavita, afaka hisahana, hikarakara:
< [...] ¶ Mahatanty, mahazaka:
Olona tsy mba [...] [full text in Rajemisa 1985]
|
| English translation (Dikanteny anglisy) | |
To equal, to match, to parallel, to manage [Richardson 1885]
|
| French translation (Dikanteny frantsay) | |
Avoir assez de force pour vaincre, pour résister, pour exécuter.
Tsy mahaleo azy hianao: vous ne sauriez l'emporter sur lui ~
Mahaleo tsara ny fitondrana ireo ankizy kamboty ireo izy:
il est dévoué pour s'occuper de ces orphelins ~
Mahaleo ny fahoriana izy: il sait supporter le malheur [Abinal 1888]
|
| English translation (Dikanteny anglisy) | |
To be able to support; to be able to overcome [Hallanger 1973]
|
| French translation (Dikanteny frantsay) | |
être capable de vaincre; être capable de supporter [Hallanger 1974]
|
| Morphology (Ny bikany) | |
|
| Expressions (Fombam-pitenenana) | |
|
|
| Entry (Teny iditra) |
 |
Mahaleo
(leo)
|
| Part of speech (Sokajin-teny) | |
proper name (history) (anaran-tsamirery (tantara))
|
| English translation (Dikanteny anglisy) | |
Music band formed in 1972 by seven musicians:
Dama, Dadah, Bekoto, Fafa, Nono, Charles, Raoul. [3.1]
|
/m:web>
| Vocabulary (Voambolana) | |
| Web (Habaka) | |
Mahaleo: un film de Paes et Rajaonarivelo http://www.mahaleo.com/
|
| Illustrations (Sary) | |
|
|