|
|
|
|

Teny iditra1  mahaleova mahalasana
Singan-teny  2 mahaleova, 3 mahalasana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 teny entina mitso-drano ny ankizy na ny tanora ka irariana azy mba handresy ny sarotra, hahomby amin' izay rehetra hatao (ara-bakiteny: mba handresy ary hahalasa babo); teny firariana atao olona mba hahavitany tsara izay hataony, handreseny ny sarotra, ahombiazany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12