|
|
|
|

Entry1  mahalia lalana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mahalia, lalana
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.10#L.307] mahadia lalana, afaka mandeha an-tongotra
Examples  6  [2.606#180] Aza mandeha any ianao, hoy ny reniny fa olona tsy mahalia lalana
7  [1.10#L.307] Raha mbola kely ny zaza malagasy teo taloha dia mahalia lalana na mbola kely aza
8  [2.69#32] Ny mahalia-lalana dia horoahiko, fa ny tsy mahalia-lalana kosa no an-dRaivato
9  [2.472#7] Rehefa nahalia lalana aho, ka nirahin' I Neny hividy hena indraindray, vola lasiroa hatrany no nentiko

Updated on 2025/08/10