|
|
|
|

Teny iditra1  mahaliana
Fototeny  2 liana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahatonga ho liana, tsara ka tiana ho hita, ho heno, hohanina...: Mahaliana izany tantara izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to arouse great interest, to make one curious [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qui rend avide, qui soulève l'intérêt [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10 halamaina, hala maina, 11 ilamahana, 12 mahalaina, mahaliana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27