|
|
|
|

Teny iditra1  mahaloaka
Fototeny  2 loaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra  4  Angamba efa intelo na inefatra kosa no nitsatoka teny amin'ny valahan'i Kadadra ny lefon'i Dolfa, saingy maivankitsaka ka tsy mahaloaka [2.895#]
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  6 mahalaoka, mahaloaka, 7 mahaolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02