|
|
|
|

Teny iditra1  mahamainty
Fototeny  2 mainty
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 qui noircit ou peut noircir [1.3#419]
Ohatra  5  fa tsy mahay mahafotsy na mahamainty na dia singam-bolo iray akory aza ianao. [2.996#47.005.036]
6  aleony mamporisika ny zanany hifidy anton-draharaha any amin' ny birao tsy mahamainty molaly ny tany any. [2.285#119]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02