|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahameloka
Fototeny  2 meloka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 qui rend courbe [1.3#233]
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)6  mahameloka
Fototeny  7 meloka
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 qui rend coupable [1.3#233]
Ohatra  10  fa raha misy mandiso izany, dia ataoko mahameloka. [2.654#]
11  fa raha manova izao dia ataoko mahadiso sy mahameloka anareo. [1.431#]
12  kanefa raha tsy mitondra mody izy, fa ny eran' ny vavany hiany no haniny eo, dia tsy mahameloka azy izany. [1.123#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02