|
|
|
|

Teny iditra1  mahamety
Fototeny  2 mety
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to make suitable, to make fit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 rendre convenable : rendre juste [1.8]
Ohatra  6  Tsy hitako izay tsy mahamety izany! [2.285#]
7  Tianareo ve ny hafindra toerana raha misy mahamety izany? [2.356#]
8  Nanatona ahy izy ireo nila hevitra tamiko ny amin' izay mahamety. [2.643#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mahamety, 13 mihamate

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02