|
|
|
|

Teny iditra1  mahangoly
Fototeny  2 ngoly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to cause numbness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 engourdir [1.8]
Ohatra  6  Mifafy ho fanala mahangoly ny hatsiaka aterany. [2.470#]
7  Misoko toa ranom-panala, an-koditra vao mahangoly. [2.296#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 mahangilo, mahangoly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02