|
|
|
|

Teny iditra1  maharatsy
Fototeny  2 ratsy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4 Qui rend mauvais, qui porte préjudice, qui peut dénigrer [1.3#516]
Ohatra  5  Inona no maharatsy azy araka ny hevitrao? [2.285#]
6  Tsy hitako izay maharatsy amiko fotsiny izao ny mangalatra. [2.4#]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  8  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  maharatsy, 9 mahasatry, 10 mihatsara, 11 mitsahara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02