|
|
|
|

Teny iditra1  maharenina
Fototeny  2 renina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahatonga harenina
5 Teny entina mandidy mba hangina tsy hitabataba: Maharenina, rankizy a! (maharenina ny saina ny tabataba ataonareo ka aoka izay! ) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 deafening [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qui rend sourd, qui fait un vacarme assourdissant
8 ennuyeux, importun
9 Ce mot sert aussi d'impératif et signifie : Tais-toi (parce que tu assourdis) [1.3]
10 assourdissant [1.8]
11 silence! [1.5]
Ohatra  12  Nisafotofoto tamin' izay ny zava-boahary, fa injany ny fisiokan' ny fanitso nentin' ny rivotra sy ny fidaboky ny trano nianjera no toy ny kotro-baratra akaiky, tsy manam-pijanonana sady mitovy tantana maharenina. [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12