|
|
|
|

Teny iditra1  mahary
Fototeny  2 ary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to create; to beget [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 qui crée, qui fait exister, Créateur.
6 Andriamanitra no nahary ny lanitra sy ny tany (C'est Dieu qui a créé le ciel et la terre) ~
7 Isika no ary, Andriamanitra no nahary (Nous existons parce que Dieu nous a créés) ~
8 Andriamanitra nahary togontra aman-tanana antsika (C'est Dieu qui nous a créés) [1.3#61]
9 créer; engendrer [1.8]
Ohatra  10  fiainana mikorontam-belona ary mahary asa fa mifamono. [2.285]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 hamary, 18 haramy, 19 Harima, 20 Hirama, mahary, 21 mahira, 22 mariha, 23 mihara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17