Entry (1/2) | 1 mahasaikatra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 saikatra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Manalasala, mahamenatra |
Explanations in English |
8 [1.7] to cause hesitation, to embarrass |
Explanations in French |
9 [1.8] faire hésiter, embarrasser |
Examples |
10 [2.296#] Koa mahasaikatra sy manavia azy ery izany hoe hiava-kavaka amin' ny be sy ny maro, hamaky sehatra sy hivongana irery: satria toa dia manao ny tena ho inona! 11 [2.4#] Mba ilaina ihany angamba ny milaza, na dia mahasaikatra ahy aza izany, fa nampanahy ahy teo am-piandohana ny tsy raharahako ireo fianarana totovorika rehetra ireo. |
Entry (2/2) | 12 mahasaikatra |
Part of speech | 13 adjective |
Root | 14 saikatra |
Explanations in English |
15 [1.7] embarrassing |
Anagrams | 16 mahasaikatra, mahasaritaka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |