|
|
|
|

Teny iditra1  mahasasatra
Fototeny  2 sasatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4 qui fatigue ou peut fatiguer. [1.3]
Ohatra  5  Raha zavatra hahasoa anao anie, anaka, tsy mba mahasasatra ahy [2.324#]
6  Ary fahaizan-javatra, amy n'izay zavatra toko hatao, tsy dia ny asa mandoto, na mahasasatra loatra [2.59#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12