|
|
|
|

Teny iditra1  mahasolo
Fototeny  2 solo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Qui peut remplacer, compenser [1.3#624]
Ohatra  5  Ny hafanan' ny milina dia mahasolo azy. [2.117#72]
6  Rehefa lehibe hianao vao tena mahasolo ny ataoko. [2.332#17]
7  Zanakareo ireo ka aoka homentsika azy izay ilainy, sao tsy mahasolo anareo any aoriana any. [2.113#40]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12