|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahatanjaka
Fototeny  2 tanjaka
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahatonga ho matanjaka: Mahatanjaka ny sakafo be vitaminina [1.1]

Teny iditra (2/2)5  mahatanjaka
Fototeny  6 tanjaka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny frantsay  8 le riz (litt. ce qui rend fort) [Tankarana] [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12