|
|
|
|

Teny iditra1  mahatokana
Fototeny  2 tokana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 (mahatokaña) sahy dia samy irery aza [Tanala] [1.78]
[1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Qui peut aller seul, rester seul: Tsy mahatokan-àlana izy (Il ne peut aller seul)
6 Qui peut mettre à part [1.3#713]
7 unicité [1.13]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  9 mahakatona, 10 mahakotana, 11 mahatakona, mahatokana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09