|
|
|
|

Teny iditra1  mahatsikaritra
Fototeny  2 tsikaritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Sendra mahita, mahatsipalotra: Nahatsikaritra andRasoa aho tany an-tsena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to perceive at a rapid glance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 apercevoir instantanément [1.8]
Ohatra  7  Ny Menamaso alefan-dRakoto koa matetika hitsikilo ny fampinomana, ka nony mahatsikaritra ireny ny mpampinona, dia nikendry tsara tsy hahafaty olona. [1.437#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12