|
|
|
|

Teny iditra1  mahatsikelatse
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 mahatazana, mahatsikaritra: Teñy aho ko save nahatsikelatsa an-dRasera nandalo teo amorom-parihy (Tany aho fa tena nahatazana an-dRasera nandalo teo amorom-parihy) [Betsileo] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17