|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahatsiravina |
| Fototeny | 2 tsiravina |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampatahotra, mampivadipo: Nandre kiakiaka mahatsiravina aho halina
5 Mampihoron-koditra: Mahatsiravina mihitsy ilay fifandonam-piarakodia teo Analakely izay 6 Ratsy izaitsizy: Mandehana sasao ity tarehinao fa mahatsiravina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 shocking; appalling
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 épouvantable, choquant
[1.8] |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|