|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahavaky |
| Fototeny | 2 vaky |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 qui peut fendre, casser: Mahavaky ny atidohako ity raharaha ity (Ce travail me casse la tête)
5 qui peut traverser 6 qui peut lire: Tsy mbola mahavaky teny izy (Il ne sait pas encore lire) 7 qui peut mettre en déroute [1.3] |
| Ohatra |
8 tsy mba vaky ny hoditra, raha kapohina hazo aza tsy mba mahavaky hoditra azy;
[2.48]
|
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|