|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mahavany |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 sahy
[Mahafaly]
[1.78] 4 mahasahy, sahy [Tanosy] [1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 5 mahavany |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 (du préfixe maha : qui peut, et vany : hardi, risque tout). Gouania mauritiana Lam. (Rhamnaceae). La décoction de cet arbuste était administrée aux taureaux avant de les faire combattre, d'où le nom : « qui rend hardi ».
[Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 8 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | mahavany, 10 mahavina, 11 mahivana, 12 manaviha, 13 manivaha, 14 mihavana, mihavàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|