|
|
|
|

Teny iditra1  mahay manavia manavanana
Singan-teny  2 mahay, 3 manavia, 4 manavanana
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 sady mahay miasa amin' ny tanan-kavia no mahay miasa amin' ny tanan-kavanana; kinga amin' ny hevitra sy ny fanaovan-javatra rehetra, na inona izany na inona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12