|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mahina |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Nanao ratsy ka matahotahotra sao fantatra:
4 Mahina angamba Rakoto tamin' ilay lainga nataony ka midifidify foana ny adala rehefa mifanena amiko [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 full of anxious thoughts.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 anxieux, soucieux, soupçonneux, qui est dans l'angoisse
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 10 kaodikaody, 11 maodimaody, 12 matahotahotra, 13 miahiahy |
| Teny iditra (2/2) | 14 mahiña |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 mosary
[Bara]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 17 hamany, 18 hamina, mahiña, mahina, 19 manahy, 20 mihana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|