|
|
|
|

Teny iditra1  mahitsizoro
Singan-teny  2 mahitsy, 3 zoro
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Velarana misy lafy efatra sy zoro mahitsy efatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 rectangle [1.13]
Ohatra  7  Tokotany anatiny izy io, voafefy trano amin' ny lafiny efatra, manana endrika efajoro mahitsizoro tokony ho efapolo metatra ny lavany ary telopolo metatra ny sakany. [2.472#]
Voambolana  8  Matematika: rafitsary

Fivaditsoratra  mahitsizoro, 9 zoro mahitsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11