|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maintsy
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Angamba, tokony ho: Maintsy vitany izany ilay raharaha nampanaoviko azy;
4 fa ny mazàna ampiasana ny "maintsy" dia ialohan' ny "tsy" ka teny entina manery, mandidy izy amin' izay:
5 Tsy maintsy mianatra ianao fa ela loatra izay nipetrapetrahanao izay.
6 (Marihina fa aorian' ny tsy maintsy, dia samy azo ampiasaina na ny milaza ny ankehitriny na ny milaza ny ho avy arakaraka ny hevitry ny fehezanteny fa tsy tahaka ny azo na ny tokony:
7 Tsy maintsy mandeha aho izao ~ Tsy maintsy handeha aho rahampitso [1.1]
Kamban-teny rehetra  8 tsy maintsy

Teny iditra (2/2)9  main-tsy
Singan-teny  10 tsy
Sokajin-teny  11  kambanteny
Ohatra  12  Ny olombelona tsy main-tsy lena (Les hommes ne sont ni vraiment bons ni tout-à-fait mauvais) [2.165]

Fivaditsoratra  main-tsy, maintsy, 13 manitsy, 14 matsiñy, 15 tsimina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27