Entry |
maisatra
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Mihisatra tsy mandeha tsara azon' ny tsy ampy rano na maniais: Asio menaka fa maisatra itỳ milina ity izany Enti-milaza ny voankazo manaiki-dela, misy toa miraikidraikitra am-bava fa tsy malama: Maisatra matetika ny kontsy, indrindra raha monta
[1.1]
|
| Mihisatra, tsy mandeha tsara azon'ny tsy ampy menaka na rano [1.13]
|
Explanations in French | Apre, âcre, visqueux [1.3]
|
| Visqueux [1.13]
|
| Qualité des sucs végétaux très âcres. [1.196]
|
Examples | ny voany tsy vanon-ko inona, fa maisatra tsy fihinana, ary tsy azo atao na inona na inona.
[2.996]
|
Derivatives |
|