Entry | 1 maitso lafika |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 maitso, lafika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny zaza fatra-panditsaka am-pandriana ka zary maitso hatrany amin' ny lafi-pandriana; ilazana ny ankizy mpivoaka am-pandriana (noho ny lafika na kidoro andriany tonga maitso fa lena lava) |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |