Entry | 1 maivan-doha |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 maivana, loha |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] tsy manam-pieritreretana, tanora fanahy; manidintsidina; tsy mahadinika, tsy mihevitra tsara, miovaova hevitra |
Synonyms | 5 maivan-tsaina |
Anagrams | 6 hanadiovam, hanodiavam, maivan-doha |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |