|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maivanina |
| Fototeny | 2 maivana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao izay hahamaivana ny entana eny amin' ny olona iray, anesorana ny entana entiny:
5 Maivano izy fa mampalahelo erỳ ny mahita azy tsindrian' entana [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|