|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 majifa |
| Fototeny | 2 jifa |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Lany tapitra, fongana:
5 Loza lahy ilay saka ratsy iny! Nataony majifa ny laoka sisa tao am-bilany [1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 6 majifa ny fananana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|