|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  makamba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 Lorsqu'on lie le riz en gerbes pour le transporter sur l'aire de battage, on donne ce nom aux brins mal attachés qui se dispersent et qu'il faut ensuite récupérer et battre séparément (Dubois, Dictionnaire betsileo). [Betsileo] [1.196]
Voambolana  4  Haizavamaniry

Teny iditra (2/2)5  makamba
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Anaran-kafa ilazana ny patsabe [1.1]
8 karazana patsabe [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9 crevettes [Tankarana] [1.19]
10 crevette [1.13]
11 terme désignant la crevette dans la région du nord-ouest [1.414#223]
Ohatra  12  Izaho mbola tsy niompy nefa azo ompiana, hono, ny makamba. [2.117#121]
13  Eo amin' ny fifanenan' ireo ranomasina sy ranomamy ireo no misy paompy lehibe izay mitroka sy manaparitaka io rano mankany amin' ny dobo maro dia maro izay iompiana ilay makamba na patsabe. [2.445#]
Voambolana  14  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  15  tsitsike

Fivaditsoratra  makamba, 16 mambakà, mambaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27