|
|
|
|

Teny iditra1  maka rivotra
Singan-teny  2 maka, 3 rivotra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mandeha amin' ny toeran-kafa iray mba hiova rivotra; mivoaka mba hiala sasatra kely eo anelanelan' ny fotoam-pianarana; miala sasatra fotoana fohy amin' ny toerana tsy mpisy ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 To take exercise, seeking fresh air. [1.2]
Ohatra  7  Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy; [2.59#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12