|
|
|
|

Teny iditra1  makirana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Marikivy: Voasary makirana
4 Enti-milaza toetra kahidy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 acide, aigrelet
6 figuré: sévère, chiche [1.3#407]
7 acidulé, aigre [1.13]
8 acide, comme le citron, ou aigre
9 Au sens figuré, pour les gens : avare, parcimonieux. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  makirana, 13 manakirà, manakira, 14 manaraky, 15 maniraka, 16 miankara, 17 mikaraña, 18 mirakaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27