|
|
|
|

Teny iditra1 Makoa
Sokajin-teny  2 anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  3 Masombika (anarampoko vahiny iray avy atsy Afrika tonga teto) [1.1]
Ohatra  4 Teo anilan'ireo Tompon-tany ireo no niavian'ireo makoa [2.606#29]
5 Olona maro karazana no mponina tao Mojanga, dia Sakalava, Hova, makoa, Arabo, Karana [2.649#1034]
Voambolana  6 Tantara: firenena
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  8 Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra  9 akoma, 10 amako, 11 amoka, 12 kaomà, 13 koama, 14 Makoa, 15 Maoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02