|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 malailay |
| Fototeny | 2 lailay |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 mangidihidy: Ijay malailay mihaotre (izay mangidihidy mihaotra)
[Tanala]
[1.78] 5 Masaosao na masaisay rehefa mikasika ny tena: Malailay ny jiafotsy 6 Mahatonga hidihidy: Malailay itỳ akanjoko itỳ izany 7 Mangidihidy: Malailay aho izany; asa raha nandadian' ny fanday [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 scratchy, itchy
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 qui cause des démangeaisons
[1.8] |
| Voambolana | 10 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 11 malailay fonosana toa fary |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|