|
|
|
|

Teny iditra1  malaina
Fototeny  2 laina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 kamo, tsy mety [Sihanaka] [1.78]
5 Tsy mazoto homana: Malaina aho izany fa rehefa kelikely aho mihinana
6 Tsy ta hanao na inona na inona fa satry ihany hipetrapetraka amin' izao: Aleo maty olo-malaina toy izay vaky vilany mianefitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 lazy, idle, sluggish; unwilling [1.2]
8 lazy, indifferent, unwilling; having no appetite [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qui manque de goût, d'appétit, d'envie, qui est de mauvaise volonté, paresseux [1.3]
10 paresseux; qui manque de bonne volonté; qui n'a pas d'appétit [1.8]
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 alamina, 14 lamaina, malaina, 15 mianala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17