|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 malaky |
| Fototeny | 2laky |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 haingana, haingakaingana [Tanala]
[1.78] 5 Haingana: Malaky mamaly izy / Nalaky nandeha itỳ zaza itỳ noho ny zokiny Mandeha haingana, tonga haingana: Nalaky ianao androany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 quick [1.2] 7 prompt, quick [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qui va vite [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 13malakilaky |
| Teny iditra (2/2) | 14 malaky |
| Sokajin-teny | 15 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 promptly, quickly [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 vite [1.8] |
| Fivaditsoratra | 18 kalamy, 19 lamaky, 20 lamika, 21 makila, 22 malaky, 23 malika, 24 Malkia, 25 Mikala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|