|
|
|
|

Entry1  malama
Part of speech  2  adjective
Root  3  lama
Morphology 
4  Simple :
All compound words  5  15 words containing malama
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Malambolambo mampibolisatra: Tandremo sao potraka fa malama ny fotaka
Midifidify tsy mety mandoa trosa: Olona malama iny Rangahy iny fa aza mba mampisambo-bola an' iny.
Explanations in English  7  [1.2, 1.7] smooth, slippery
Explanations in French  8  [1.3, 1.8] glissant
9  [1.3] Poli, uni
figuré: mauvais payeur, peu probe, qui ne rend pas ce qu'il emprunte
10  [1.8] lisse
Examples  11  [2.472] Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray.
12  [2.529] Raha manaiky ny tsy hiverina ilalana ny tongotrao kapohin‘ ny bozaka kotsan' ando sy solafaka impolo kely amin' ny fotaka malaman' ny riaka...
13  [2.1010] nefa tandremo sao lavo fa malama ny lalana;
14  [2.69] Tonon' andry malama, Mahaiza mitan-kazomanga, Fa ny zana-Bazaha no hitsangaaa.
Proverbs  15  Proverbs containing the word malama

Anagrams  16  amalam, malama, mamala, mamalà

Updated on 2025/08/10