|
|
|
|

Teny iditra1  malambo
Fototeny  2 lambo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Malama mililotra tsara, kely mason-koditra [1.1]
Tovy hevitra  5 malambolambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12