|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  malandy
Fototeny  2 landy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 [Sihanaka] fotsy [1.78]
5 Fotsy
6 Enti-milaza ny omby fotsy tokam-bolo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 [Provincial] white [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 [Tankarana] blanc (couleur, et robe des boeufs). [1.19]
9 soyeux, brillant [1.196]
Tovy hevitra  10 malandilandy
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 7 misy io teny io

Teny iditra (2/2) 12  malandy
Sokajin-teny  13  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14 Malambolambo sy malemilemy toy ny lamba vilory [1.1]
Tovy hevitra  15 malandilandy

Fivaditsoratra  16 lamandy, malandy, 17 mandaly

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04