|
|
|
|

Teny iditra1  malaso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anarana iantsoan' ny any atsimo ny dahalo [1.1]
4 dahalo, olon-dratsy [2.285]
Fanazavàna teny frantsay  5 bandit de grands chemins [4.14]
Ohatra  6  Mba mety ho vitany ihany ve ny handresy ireny andiana malaso tsara rindra ireny ka hamerina indray ny fandriampahalemana any amin' iny faritra iny manontolo? [4.27#]
Voambolana  7  Lalàna
Tovy hevitra  8 dahalo

Fivaditsoratra  malaso, 9 Salamo, salamo, 10 Saloma, 11 somala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27