|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  malay
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 tsy tia, mankahala [Taimoro, Taisaka, Bara] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  malay
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6 kamolahy [Taisaka] [1.78]
7 malaina [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  malay, 8 malia, 9 mialà, miala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27